NY IRAY KOA DIA: Ny olona izay manao fahotana ampireharena,izany hoe tsy leo haratsiana, na mety mahazo hafiany izy avy amin’ny fahotana izay ataony; dia mahazo fafinaretana avy amin’nY tsindry hazo lena izay ataony. Ka ataony miharihary tsy ananany enatra.
Ka amin’ireto tranga voafaritra ireto,dia azo atao ny mifosa ampahamarinana sy noho ny fahamarinana sy tombontsoa ihany. Raha tsy izany ny fifosana dia mihinana ny asasoa mitovy amin’ny afo mihinana kitay.
Raha ohatra ka nanao fifosafosana izy na koa fananina nieno, dia tokony miteny hoe,
اَللّٰهُمَّ اغْفِرْ لَنَا وَلِمَنِ اغْتَبْنَاهُ
,ary rehefa amin’ny fotonana ihaonany amin’ilay olona nifosainy dia tokony miteny hoe: ‘’ mamela ahy ianao’’.
. SAID NURSI(R.A)
اَلْبَاﯻﰍ هُوَ الْبَاﯻﰍ
***
Türkçe
English
العربية
Pyccĸий
français
Deutsch
Español
italiano
中文
日本語
Қазақ
Кыргыз
o'zbek
azərbaycan
Türkmence