- Dia miteny koa izahay amin'ny fanontanian faha telo hoe: Noho ny anton’ny Allah sy fitadiavana mahamarinana,raha ohatra ka misy fiadiankevitra dia, mitambatra eo amin’ny tanjona sy fototra,fa amin’ny fitaovana entina mitady fahamarinana no mifanditra.Ny joron’ny fahamarinana rehetra dia avokany mba iezahan’ny hamoaka ny fahamarinana sy ny marina. Fa kosa ny NAFS izay mitazona groupe sy manana finiavana ratsy izay efa lasa hoatra ny Faraon mba hitarika amin’ny ratsy, avy amin’ny fiadiankevitra tahaky ny fanomezanana lanjan’ny tenany, te hankalaza tena’’dia mety tsy ho fahamarinana mazava fa ny afon’ny fifandirana no mivoaka Satria rehefa ilaina ny fitambarana eo amin’ny tanjona, dia maro amin’ny hevitry ny olombelona hoatran’zao na dia eto an-tany aza tsy ahitana teboka ifandraisana,noho ilay izy tsy noho Allah dia diso tafahoatra loatra ny fizaran-kevitra miseho ka mahatonga fisarahana maro izay tsy voalamina intsony .Ny tontolo amin’izao fotoana izao dia vavolombelona amin'izany
-Fanamarihana fohifohy
اَلْحُبُّ لِلّٰهِ ﱳ وَالْبُغْضُ ﯺﰆ اللّٰهِ ﱳ وَالْحُكْـﮥُ لِلّٰهِ
Raha ohatra ka tsy jerena tsara ireo principe avo voalaza etsy ambony rehetra ireo,dia miteraka ny fiatsarambelatsihy sy fizarazarana eo amin’ny mponina. Eny,raha ohatra ka tsy teneniny hoe
Türkçe
English
العربية
Pyccĸий
français
Deutsch
Español
italiano
中文
日本語
Қазақ
Кыргыз
o'zbek
azərbaycan
Türkmence